| Entry | 1 resy ny maty |
| Elementary words | 2 resy, 3 maty |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 anambarana fa tsy afa-miteny intsony ny maty ka manao izay tiany ny velona; ilazana indrindra ny olona maty, ka malady manambady ilay vadiny velona.
[1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|