|
|
|
|

Entry1  resy lahatra
Elementary words  2 resy, 3 lahatra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 tsy manan-kolazaina noho ny antony efa mazava niadian-kevitra; tsy manan kolazaina intsony amin' ny adihevitra fa efa voaporofo ny maha-diso ny hevitra tohanany [1.1]
Explanations in English  6 beaten in an argument; convinced, persuaded [1.7]
Explanations in French  7 battu dans une argumentation, convaincu, persuadé [1.8]

Updated on 2025/09/12