| Entry | 1 re siosio |
| Elementary words | 2 re, 3 siosio |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza zavatra heno amin' ny resaka tsy azo itompoana loatra, fa karazan' ny honohono [1.1] |
| Examples |
6 re siosio fa nalainy tamin' ny ody fitia ireny vehivavy rehetra ireny.
[2.472]
7 Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|