| Entry | 1 siosio |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Resaka miely sy angambaina, tsahotsaho: Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao [1.1] |
| Explanations in English |
4 a rumor; cf. tsaho, sahoa [1.7] |
| Explanations in French |
5 rumeur; cf. tsaho, sahoa [1.8] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 7 re siosio |
| Synonyms | 8 sahoa, tsaho |
| Anagrams | 9 siosio, 10 soisoy |
| Updated on 2025/10/08 |
|