|
|
|
|

Entry1  renin-jaza
Elementary words  2 reny, 3 zaza
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 niantsoana fahizay ny renin' ny zaza natao hasoavana
6 ilazana ny renin-drazazavavy amin' ny fotoana fampakarana
7 iantsoana ny mpampivelona na ny mpanome tambavy [1.1]
Explanations in French  8 celle qui est la mère d'un enfant à la circoncision
9 celle qui donne sa fille en mariage
10 sage-femme [1.3#525]
Examples  11  Hampiasa dia, hono, hahamora fiterahana, hoy ny reninjaza. [2.528#]
12  nasiana trano tsihy io faritra io, dia tao ny reny sy vehi-vavy vitsivitsy no natrehin' ny reninjaza na mpampivelona fahizany: nampiteraka sy niteraka. [2.245#]
Vocabulary  13  Relationships: family 14  Health

Updated on 2025/11/02