|
|
|
|

Entry1  rediredy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Teniteny be tsy misy heviny; fimenomenonana tsy misy fiatoana: Ny an-dRangahy io koa, rediredy foana; aiza ka hamidiko aminy masonkarena, hono, ity zavatra nanahirana ahy izaitsizy ity. [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/11