|
|
|
|

Entry1  rebirebena
Root  2 rebireby
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza rebirebena amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa.
5 Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Norebireben' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana. [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10 arebireby

Updated on 2025/09/12