| Entry | 1 arebireby |
| Root | 2 rebireby |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Avezika atsy avezika aroa: Narebirebin-dRakoto ny zanany.
5 Adalaina, fitahina: Tsy azonao arebireby aho. 6 Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza arebireby amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa. 7 Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Narebirebin' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana. [1.1] |
| Explanations in French |
8 Qu’on trouble, qu'on embarrasse, qu'on égare, qu'on dupe.
[1.3#519] |
| Examples |
9 azo arebireby sy kolikolena amin' ny fitiavam-boninahitra sy ny volan-Jodasy
[1.342#]
|
| Morphology |
|
| Synonyms | 14 rebirebena |
| Anagrams | 15 arebireby, 16 beriberia |
| Updated on 2025/11/11 |
|