Entry ravoravo (ravo)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [Rajemisa 1985]
English definition joyous, happy [Hallanger 1973]
French definition heureux, joyeux [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms ravo
Compound words, titles, names 
Examples 
1A, ravoravo olo jiaby : "Nahavita e, nahavita! [Gueunier: Contes]
2Dia misaotra anao, ry Trimo, hoy ny Andriana ravoravo; [Rabetsimandranto: Trimofoloalina]

Entry ravoravo (ravo)
Part of speech noun
Malagasy definition Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe taniravo [Rajemisa 1985]
French definition terre blanche qui sert à blanchir les maisons [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms taniravo

Entry ravoravo
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] karazam-borona mpanaraka ny farimaso [Rakotosaona 1975]
Vocabulary 

Updated on 2020/03/28