|
|
|
|

Entry1  ratsy fo
Elementary words  2 ratsy, 3 fo
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana ireo olona sosisosy, tezitezi-poana, mora tohina sy misafoaka ary mitahiry hatezerana sy manao an-dolompo [1.1]
Explanations in English  6 malicious [1.7]
Explanations in French  7 qui a mauvais coeur, méchant, colère [1.3]
8 malicieux, méchant, colérique, colère [1.8]

Anagrams  9 faritso, 10 fitrosa, 11 fositra, 12 rafotsy, 13 ratsy fo, 14 sifotra, 15 Tryfosa, 16 tsirofa

Updated on 2025/09/12