| Entry | 1 ratsy fitondran-tena | 
| Elementary words | 2 ratsy, 3 fitondrana, 4 tena | 
| Part of speech | 5 locution | 
| Explanations in Malagasy | 6   olona tsy menatra, tsy valahara, mpivaro-tena, mivelona amin' ny halatra sy ny hafetsifetsena isan-karazany [1.1] | 
| Synonyms | 7 ratsy fiaina | 
| Updated on 2025/10/11 |   |