Entry ratsiaina (ratsy, aina)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny vehivavy bevohoka manan-javatra tiana hohanina mafy: Ratsiaina vorivorin-kena Ramatoa io tamin' ny nanana ny zanany voalohany
¶ Maniry fatratra: Ratsiaina ady io lehilahy io [Rajemisa 1985]
English definition hankering after, earnestly desiring; used primarily of women in pregnancy. [Richardson 1885]
French definition qui désire grandement, qui a des envies [Abinal 1888]
Quotes 

Updated on 2013/06/07