|
|
|
|

Entry1  rasain-koho
Elementary words  2 rasaina, 3 hoho
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza hena matavy izaitsizy ka ny hoho ihany dia ampy handrasana azy. [1.1]
Explanations in French  6 partagé avec les ongles; très gras, facile à découper. [1.3]

Updated on 2025/09/12