Entry raondriana
Part of speech noun
Malagasy definition Teny fanajana taloha raha miresaka amin' olona, mitovy amin' ny ankehitriny hoe "tompokolahy" [Rajemisa 1985]
English definition [ondriana for andriana, a prince.] An appellation of respect. [Richardson 1885]
French definition monsieur [Abinal 1888]
Examples 
1Hoy ny teny an'avona nataon-dravehivavy
miala miesora raondriana mpihambo tsy tompony
[Fox: Hainteny, number 349]
2Raondriana, mirahalahy ianareo, koa nahoana ianareo no miady? [Baiboly: 51:007:026/Asa 7:26..]
Vocabulary 
Morphology 
raondriana
raondriako

2017/11/07