| Entry | 1 rantsam-batana |
| Elementary words | 2 rantsana, 3 vatana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Anarana ilazana ny tanana roa sy ny tongotra roa izay toa misampana avy amin' ny vatana.
[1.1] 6 tongotra aman-tanana. [1.13] |
| Explanations in French |
7 membres.
[1.13] 8 membre (du corps). [1.5] |
| Vocabulary | 9 Biology |
| Updated on 2025/10/11 |
|