Entry |
ranoray
(rano, iray)
|
Part of speech | adjective
|
Malagasy definition | Enti-milaza loko maro mitambatra ka manjary tokana lehibe, bambaray: Irony loko samy hafa atentin' ny habakabaka / milahatra mirindrarindra, milanto mifanapatapaka / kanjo nony kelikely mihanaka ho ranoray. (Haeckel A.) ¶ Mitovy tantana: Tondraka ny rano manodidina ny tanàna, ka tsy nisy havoana sy lemaka intsony, fa ranoray no fitazana azy [Rajemisa 1985]
|
| tokam-pangaro [SLP 1986]
|
English translation | Covered, diffused, overflown, overspread, uniform, universal. [Richardson 1885]
|
French translation | homogène [SLP 1986]
|
Other spellings |
Examples | Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo. [Andraina: Mitaraina, page 36]
|
|