| Entry | 1 ranon-kazo |
| Elementary words | 2rano, 3hazo |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5ranoka mitondra ny sakafon'ny zavamaniry.
[1.13] |
| Explanations in French |
6sève.
[1.13] 7la sève qui s'écoule des arbres. [1.196] |
| Examples |
8 mandeha ra be dia be: ny ranonkazo mitsika no antsoin'ny mpanoratra amin'izany.
[2.314#]
|
| Vocabulary | 9 Botany: (in general) |
| Updated on 2025/09/12 |
|