Entry rano an-tami-bato (rano, vato)
Part of speech expression
Malagasy definition rano mitsika mivoaka amin' ny vatolampy ka raha jerena toa betsaka aoka izany, nefa raha raofina, tsy ahazoana firy [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31