| Entry | 1 ranga maso |
| Elementary words | 2 ranga, 3 maso |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 enti-manondro ny maso kaodikaody [1.1] |
| Explanations in French |
6 qui lève les yeux, qui a le regard craintif [1.3#507] |
| Examples |
7 Nony nosokafana ireo kalesy izay nogadrana tany am-piaingana, hita ireo velona ranga maso, nivandravandra, nifangaro amin' ny fatin' ireo namany izay vatana rotidrotika, loha sy sampana torotoro sisa;
[2.472]
|
| Synonyms | 8 ranga sofina |
| Anagrams | 9 ngara maso, 10 ranga maso |
| Updated on 2025/09/12 |
|