|
|
|
|

Entry1  randranketsa
Elementary words  2 randrana, 3 ketsa
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Randram-bolo betsileo miendrika ketsa maniry izay madinika dia madinika sady matetika dia matetika [Betsileo] [1.1]
Explanations in English  6 (randran-ketsa) A mode of plaiting the hair. There are other modes in the provinces, called Randrankodidina, Randramandry, Randrambavy, Randrambalaika, Randramandady, Randramiakatra, Dandranampanga, Randrankirondro.) [1.2]
Vocabulary  7  Hairstyles

Updated on 2025/09/12