|
|
|
|

Entry1  rameva
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Karazam-biby mandinika avy any Asia misy trafony anankiroa. Ny rameva dia ataon' ny olona fitaingina, nefa fihinana tsara koa ny henany ary manome ronono koa aza izy; ankoatra izany, mbola azo ampiasaina ny hodiny sy ny volony. [1.1]
Explanations in English  4 A camel. See angamenavava, angamia [1.2]
Explanations in French  5 chameau [1.54]
Vocabulary  6  Zoology: mammals
Analogs  7  angamenavava, 8  angamia
Article  9 Randzavola: rameva ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/09/12