| Entry | 1 fandramboana |
| Root | 2 rambo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanasiana tovana mirefarefa na mitaritarika (amin' ny lamba na fitafiana), fanasiana somotraviavin-damba [1.1] |
| Explanations in French |
5 L’action de mettre des franges [1.3#504] |
| Updated on 2025/09/12 |
|