Entry ramangorona (ra-, horona)
Part of speech noun
Malagasy definition ¶ Zavamaniry madinika izay raha vao voatohina dia mihorona
Mitovy hevitra: ambatofotsikely ~ kelimanjakalanitra ~ mihoronkorona ~ modimodia [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry ramangorona (ra-, horona)
Part of speech noun
Malagasy definition Biby be misambotra ary mandentika any anaty rano araka ny voalazan' ny angano [Rajemisa 1985]
English definition A mythical person. [Richardson 1885]
Vocabulary 

2013/06/06