Entry mangorona (horona)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manodina hivoromborona: Mangorona tady
¶ Mampirina, mandanona: Indreny mangorona ny lamba mihahy ny mpanasa lamba
¶ Maka miaraka, mifaoka: Mangorona ny tsy manan-karatra, hono, ny polisy
¶ Manangona, mamory tsy misy fetra: Mangoron-karena [Rajemisa 1985]
English translation to roll up; to take over confiscated property; to hunt for game or for fugitives [Hallanger 1973]
French translation enrouler, rouler; confisquer, rafler; chasser du gibier ou des fuyards [Hallanger 1974]
Morphology 
mangorona
nangorona
hangorona
mangoròna

Entry mangoròna (horona)
Part of speech imperative of active verb mangorona [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31