| Entry | 1 Ramaka |
| Elementary words | 2 ra-, 3 maka |
| Part of speech | 4 proverbial name [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
5 Anaran' olo-nalaza fahiny ho mpandoro trano.
6 fitenenana: Nandalo Ramaka ka may ny tanàna. [1.1] |
| Explanations in English |
7 [Maka (aka), to fetch.] The name of a mythical incendiary..
[1.2] |
| Vocabulary | 8 Beliefs |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 10 kamara, 11 karama, 12 makara, 13 Ramaka |
| Updated on 2025/11/02 |
|