|
|
|
|

Entry (1/2)1  rainiolona
Elementary words  2 ray, 3 olona
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Anarana nomena ny miaramila mpitifitra amin' ny tafondro taloha [1.1]
Explanations in English  6 artillerymen [1.2]
Explanations in French  7 les artilleurs [1.3]
Examples  8  Nony vita izay, voatendry hoamin' ny antokon' ny rainiolona izy, ka amin' ny sokajin' ny tafondro marovava. [2.472]
Vocabulary  9  Military

Entry (2/2)10  rainiolona
Elementary words  11 ray, 12 olona
Part of speech  13  noun
Explanations in English  14 The elders of a tribe or town, the chief tribe [1.2]
Explanations in French  [rain' ny olona] 15 les plus anciens de la ville, de la caste; la caste la plus ancienne [1.3]
Examples  16  Andriamparaua dia ao Soavinarivo ny itoera' ny sy ilevena' ny, io no renivohitra amy ny Tantsalia, sy ao koa no rainiolona amy ny vahoaka; [2.48]

Updated on 2025/09/12