| Entry (1/2) | 1 railovy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazam-boron-kely sady tsara feo no tsara tarehy fa misy sangany misandrahaka ohatra ny fikopaka eo ambony lohany ka nahatonga ny olona hanome azy ny anarana hoe andriamborona [1.1] |
| Explanations in English |
4 [Lovy, see lovilovy.] A species of king-crow, a family of birds sometimes called Drongo shrikes, probably from the Betsimisaraka name Drongo. It is bluish black in colour, and has a long forked tail hence its specific name. Dicrurus forficatus, L. Same as andovy, drongo, leidorongo, raidonga, railomba and tsaramaso. [1.2#491] 5 a black songbird [1.7] 6 black crested drongo [3.1] 7 crested drongo [2.190#303] |
| Explanations in French |
8 oiseau noir aux beaux chants [1.8] 9 drongo malgache [2.191#349] |
| Examples |
10 Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.
[2.445]
|
| Vocabulary | 11 Zoology: birds |
| Scientific name |
|
| Illustrations |
|
| Entry (2/2) | 12 railovy |
| Part of speech | 13 noun |
| Explanations in French |
14 oiseau censé être le roi des êtres à plumes [1.54] |
| Examples |
15 Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.
[2.445]
|
| Vocabulary | 16 Beliefs |
| Anagrams | 17 lairovy, 18 railovy, 19 vilaory |
| Updated on 2025/09/12 |
|