|
|
|
|

Entry1  raiki-tampisaka
Elementary words  2 raikitra, 3 tampisaka
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 ilazana ireo olona mahia tsy mahazo aina fa kaozatra eny mandrakariva; enti-milaza koa toetra na aretina tsy afaka amin'ny olona iray intsony [1.1]
Explanations in English  6 very thin, tuberculous [1.7]
Explanations in French  7 tuberculeux, en proie à une maladie chronique [1.8]
Vocabulary  8  Health
Other spellings  9 raiki-tapisaka

Updated on 2025/11/02