|
|
|
|

Entry1  raikipohy
Elementary words  2 raikitra, 3 fohy
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Fanafohezana amin' ny teny fohy na hentitra ny andinindinin' ny fikajiana halavana... ohatra ny halavan' ny manodidina ny faribolana dia voalazan' ny raikipohy amin' ny teny frantsay hoe 2πR [1.1]
6 sora-pohy itadidiana zavatra [1.13]
Explanations in French  7 formule [1.13]

Updated on 2025/10/11