|
|
|
|

Entry1  rahoviana
Root  2 oviana
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Entina manontany fotoana mbola ho avy: Rahoviana no ho tonga ny zokinao
5 Tsy... na na oviana na oviana: Rahoviana Rakotono mba hampisambo-bola olona [1.1]
Explanations in English  6 when ? (of future time) [1.7]
Explanations in French  7 quand? à quelle époque? (se dit de l'avenir) [1.3]
8 quand? (temps futur) [1.8, 1.5]
Examples  9  rahoviana no hatao ny fampakarana? [2.471]
10  Ary rahoviana, hono, no ho vita izy ity? [2.472]
Analogs  11  fahoviana, 12  naoviananaoviana, 13  oviana

Anagrams  14 ivahorana, 15 ivorahana, rahoviana, 16 voaharina, 17 voahirana, 18 voarihana

Updated on 2025/11/17