|
|
|
|

Entry1  raho-mitatao
Elementary words  2  rahona, 3  mitatao
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  rahona mivangongo betsaka eny an-danitra ka manamaloka ny masoandro, fambara fa ho avy ny orana [1.1]

Updated on 2025/09/12