|
|
|
|

Entry1  rahomaly
Elementary words  2 raha, 3 omaly
Part of speech  4  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  5 io no tena teny fanondroana ny omaly raha ny fotoana nisehoan-javatra no lazaina,
6 fa ny omaly dia anarana ilazana fotsiny ny andro nialoha ny androany:
7 Tonga rahomaly izy - Sarotra ny manadino ny omaly [2.313]

Anagrams  8 lahimaro, 9 Marolahy, marolahy, 10 mihalora, 11 rahomaly

Updated on 2025/11/13