|
|
|
|

Entry1  Raharolahy Elie
Elementary words  2 Raharolahy, 3 Elie
Part of speech  4  name (anthroponym) [Full list]
Explanations in Malagasy  5 Raharolahy Elie (1901-1949)
6 (Ny Erika,
7 Harioley,
8 Dorshonam) [3.1]
9 Mpanoratra tantara foronina indrindra no ahalalana Ny Erika.
10 Raharolahy no tena anarany nefa mbola nanana solon' anarana hafa koa izy
11 eo amin' ny sahan' ny literatiora,
12 dia i Harioley, Dorshonam [2.313]
Vocabulary  13  Literature: authors
Literary works  14  Ikakilay sy Ifaralahy

Updated on 2025/11/20