| Entry | 1 raha alina |
| Elementary words | 2 raha, 3 alina |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 teny ilazana ny alin' ny andro iresahana;
6 amin' ny alina: Mitondra fanala ny olona moka dokotera raha alina [1.1] |
| Explanations in English |
7 this evening, tonight; same as anio alina
[1.2] |
| Synonyms | 8 anio alina |
| Anagrams | 9 ilaharana, 10 Lahariana, raha alina |
| Updated on 2025/11/17 |
|