|
|
|
|

Entry (1/2)1  posy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika
Vocabulary  4  Transportation
Synonyms  5  posiposy
Illustrations 

Entry (2/2)6  posy
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.13] ventin-drefin-kalavana anglisy
9  [3.1] inch
Explanations in French  10  [1.13] pouce
Vocabulary  11  Space

Anagrams  12  piso, posy

Updated on 2025/07/29