| Entry | 1 posiposy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [frantsay pousse-pousse] Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin' olona, izay antsoina hoe borizano, ampiasaina amin' ny fitaterana amin' ny tanàn-dehibe sasantsasany; amin' ny tanàna misy havoana sy lemaka, dia roa ny borizano mitondra ny posy: ny iray mitarika ary ny iray manosika [1.1] |
| Synonyms | 4 posy |
| Illustrations |
|
| Anagrams | 5 pisopiso, 6 posiposy, 7 sopisopy |
| Updated on 2025/09/12 |
|