| Entry | 1 poritsaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fahalatsahan-javatra tsy voatazona fa malama; fikorotsahana na fianjeran-javatra nafenina tany amin' ny tena; fandosirana na fidifiana na fialana an-tsokosoko mba tsy ho lifta
[1.1] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2025/09/19 |
|