Entry pondy
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fandraisan-javatra amin' ny tanana izay poriporetina na fenjafenjaina; poly. [Rajemisa 1985]
Derivations  
Synonyms   pondipondy

Entry pondy
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] vanja [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] vanja: Jara-pondy añefitre ka tsy ba anañam-be (zara vanja lavitry ny toby ka tsy mba ananambe) [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/06