| Entry | 1 vanja |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Vovo-javatra mora mirehitra ka ampiasaina amin' ny fanaovam-bala fitifirana. Nisy karazany telo ny vanja teto fahizay: ny vanja barota (vita teto antoerana), ny vanja fotsy ary ny vanjam-piraka..
[1.1] |
| Explanations in English |
4 gunpowder.
[1.7] |
| Explanations in French |
5 poudre à fusil ou à canon.
[1.8] |
| Examples |
6 Ary dia nalaony tany an-tsambo ny tafondro, ny vanja, ny basy afovalo, ny vatofalia, ary ny enlany rehetra
[2.48]
|
| All compound words | 7 2 combinations of this word |
| Proverbs | 8 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/09 |
|