|
|
|
|

Entry1  poa toy izay
Elementary words  2 poa, 3 toy, 4 izay
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  [poatoizay] 6 miaraka amin' izay, miaraka amin' ny vava [1.1#800]
Explanations in English  7 in an instant [1.7#422]
Explanations in French  [poa toa izay] 8 le temps de dire Poa ou de cracher, en un instant [1.3#488]
9 en un instant, le temps de faire le bruit de cracher [2.415#6651]
10 immédiatement [1.8]
Examples  11  poa toy izay dia feno riaka ny lalana [2.117#28]
12  poatoizay dia vaky ny varavaram-ponja [2.472]
13  poatoizay, lasa nanidina ny vorona sasany [2.442#50]
14  poa toa izay foana, dia vita toy ny taloha ny volony [2.357#35]
15  poa toa izay dia nitombo ny isan' ny trano teto an-tanàna [2.445#20]
16  poa toy izay koa dia maty - poa toy izay koa no anoloana ny simba [2.332#80]
17  poa toy izay ery izy manao ireny, ny ankizy moa asainy manampy azy rahateo. [2.470]
18  Nitsimontsimona Lefahitra, nandray ny vola dia nanainga / Niriotra poatoizay izy dia efa tafahoatra bainga [2.928]
19  Rehefa izany dia noredonin' ny mpitsoka sodina haingana ny "Afindrafindrao" ka poa toy izay ny famonjena laharana [2.285#297]
Other spellings  20 poa toa izay, poatoizay

Updated on 2025/11/02