Entry pitraka > fitrakana (traka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanarenana ny loha hiatrana tsara [1.1]

Anagrams 

Entry pitraka > fitraka (traka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina mitraka, izany hoe manarina ny loha hiatrana tsara: Mahafinaritra ny mijery ny fitrakan' ny miaramila rehefa manao matso [1.1]

Anagrams