Entry | 1 pepetra |
Root | 2 petra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. [1.1] |
Explanations in English |
5 A strong request, an express order, injunction, or charge. [1.2] 6 an express order, definite instructions [1.7] |
Explanations in French |
7 Commission, recommandation, injonction, charge que l'on confie [1.3#483] 8 ordre précis [1.8] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 petra |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |