|
|
|
|

Entry1  peta-taratasy
Elementary words  2 petaka, 3 taratasy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 fametahana temitra na taratasy be velarana amin' ny rindrina. [1.1]
Examples  6  Misy peta-taratasy eo amin' ny rindrin' ny tranonareo [1.1]

Updated on 2025/09/12