| Entry | 1 pensilihazo |
| Elementary words | 2 pensily, 3 hazo |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Hazo lavalava kely misy atiny manjarano, atao fanoratana amin' ny taratasy [1.1] |
| Explanations in English |
6 A lead pencil. [1.2] |
| Explanations in French |
7 crayon de bois [1.13] |
| Examples |
8 Nisy sila-taratasy sy ambim-pensilihazo tany am-paosin' i Doda.
[2.4#]
9 Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra. [2.332#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|