Entry | 1 pensily |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fanoratana amin' ny solaitra [1.1] |
Explanations in English |
4 a pencil [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
5 crayon [1.8] |
Examples |
6 raha homana, atosika ihany," Fa ny solaitra no tanimbariny, ary ny pensily no angadiny.
[1.437#]
7 Raha manana olana amin'ny fakana ny angeza sy ny endriky r sary ianareo, asio tsipitsipika mahitsy zoro manify amin'ny pensily hazo eo ambonin'ilay sary tianareo alaina tahaka ato anaty boky. [2.424#] |
All compound words |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |