| Entry | 1 pasoka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 fanalamana, fanalana ny ketronketrona amin' ny fitafiana amin' ny alalan' ny vy nohafanaina ka asosa ary tsindriana eo amboniny [1.1] |
| Explanations in English |
4 smoothness, sleekness. See kasoka, kasika, safo [1.2] |
| Explanations in French |
5 acton de polir, de lisser, de repasser du linge action de bien limer un discours [1.3] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 20 pasoka, 21 posaka |
| Updated on 2025/09/19 |
|