| Entry | 1 pasohina |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 pasoka |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Lamaina, tsindriana amin' ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona na miforiporitra: Tokony hopasohina iny pataloanao iny fa efa miforiporitra Alamina: Pasohy tsara aloha ny resaka vao mihaona amin' ny lehibe |
| Explanations in English |
9 [1.2] to be smoothed, to be ironed, to be palliated. |
| Anagrams | 10 hapasony, haposany, hopasina, ipasohan, iposahan, nipasoha, niposaha, pasohina |
| Updated on 2025/07/29 |
|