Entry paritany > faritany
Elementary words fari- (faritra) ; tany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina
Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy [1.1]
Explanations in English (fari-tany) A boundary, a landmark. [1.2]
 A certain territory or region [1.7]
Explanations in French Territoire, région [1.8]
Examples 
1Mpianakavy ny mpanjaka tamin' ireo faritany telo ireo. [2.113]
2Nitety faritany eran' Antsihanaka ny mpampiely hevitra. [2.472]
3Tsy mitovy isa ny mponina amin' ny faritany tsirairay. [2.332]
Vocabulary 
Compound words 

Anagrams 

Entry paritany > paritaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fielezana fa tsy iray toerana; fihahaka tsisy kototony, fisafotofoto. [1.1]
Derivatives 
 

Anagrams