| Entry | 1 paradizy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tena paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1] |
| Vocabulary | 4 Beliefs |
| Other spellings | 5 paradisa |
| Updated on 2025/09/12 |
|