| Entry | 1 paradisa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tana paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1] |
| Explanations in English |
4 paradise [1.7] |
| Explanations in French |
5 paradis [1.8] |
| Examples |
6 Ho tokantrano toy ny paradisa an-tany;
[2.346#44]
7 anefa dia lasa nankany am-paradisa izy. [2.649#] |
| Other spellings | 8 paradizy |
| Article | 9 Randzavola: paradisa ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/10/07 |
|